mazava ny bteninay/b: ny fitondra tsiranana-pisodia ny fitondrana ratsiraka-arema ny fitondrana ravalomanana-tim dia samy manimba mamono mandripaka ny hay ny adidy ny fahafahan'ireo tena hery velona sy manam-pahaizana malagasy anarina ary ...
valin-teny avy amin?ny mpangata-bady: raha ny amin?izany, tompoko, dia tsotra ohatry ny fandraka ny teninay, goaika fotsy tenda, zoro telo rirana izahay ka tsy manova ny nentin-drazana. Enga anie izy, tompoko, mba ho maro fara, ...